Lalampanorenana ho avaozina ?
16/12/2007 1- tokony ovaina (na avaozina na atsaraina) aloha ity Lalampanorenana ity. Efa nosimbain-dry Zafy sy Ratsiraka t@ fitiavan-dreo hanana fahefambe ilay "revy t@ 1991", na dia hoe neken'ny referandoma roa aza izany. Amiko manokana, afaka hilaza...