Fifidianana 2006 : Fidio Ra8
Raha ny fijeriko manokana, dia : 1- taratro miova ny fiatrehan'ny malagasy ny asam-panjakana sy ny fiainam-pirenena : tsapako miha- mivoitra ilay "obligation de resultat" izay nentin'i Ra8 @ maha-mpandraharaha azy; taratro mahatsinjo ny tanjona tiany,...